Entry tsindry
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
¶ Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
¶ Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [Rajemisa 1985]
  [SLP 1986]
French definition compression, pression
¶ tsindrin-drivotra anaty kodiarana: pression de gonflage. [Vocabulary: Technology]
¶ tsindrin'isa tafolo: touche de tabulateur décimal. [Vocabulary: Economy: printing, drawing]
¶ tsindrin'ny atmôsfera: pression atmosphérique
¶ tsindry tampody: trou de rappel arrière. [Vocabulary: Economy: printing, drawing] [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2017/04/03