Entry | fandrefiala (refy, ala) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [1.1] | |
Explanations in English | [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [1.2] | |
Explanations in French | Espèce d'aspic [1.54] | |
Examples | Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany.
[2.643] | |
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | |
Synonyms | pily | |
Updated on 2020/07/31 |