|
|
|
|

Entry 1  fandrefy
Root  2 refy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mandrefy [1.1]
Explanations in French  5 ce qu'on peut mesurer, manière de mesurer [1.3#521]
6 appareil de mesure [1.13]
Examples  7  Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#]
Combinations  8  4 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26