| Entry | 1 antsika |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika
4 raha atao teny fameno: 5 Mahita antsika Andriamanitra, 6 na raha atao milaza tompon-javatra: 7 Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [1.1] |
| Explanations in English |
8 Us, ours (including the persons addressed);
9 used as accusative and possessive case of isika. [1.2] 10 us. (plur. inclusive as object); ours [1.7] |
| Explanations in French |
11 Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle).
12 Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. 13 Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. 14 Antsika ny manamboatra io tetezana io: 15 c'est à nous à arranger ce pont. 16 Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. [1.3] 17 Nous, à nous (inclusif). [1.5] 18 Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [1.8] |
| Analogs | 19 isika, 20 ntsika |
| All compound words | 21 ny antsika |
| Tables and plates |
22 All the pronouns |
| Anagrams | 23 antsaky, 24 antsika, 25 kiantsa, 26 sintaka, 27 tsanaky, 28 tsinaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|