|
|
|
|

Entry1  zovy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 teny enti-manontany hoe "olona iza?":
4 zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
5 antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1]
Explanations in English  6 who ? (challenge used by sentinels) [1.7]
Explanations in French  7 qui va là ? qui ? [1.8]
Examples  8  -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao? [2.131#55]
Derivatives 
Passive verbs :
Synonyms  11 iza
All compound words  12  4 combinations of that word
Tables and plates  13  All the pronouns

Updated on 2025/11/17