Entry zoky
Part of speech noun
Malagasy definition ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana
¶ be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo
¶ tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [Rajemisa 1985]
English definition an elder brother or sister; a senior [Hallanger 1973]
French definition aîné [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
 plus âgé
¶ meilleur, supérieur, plus important [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
zoky
zokiko
zokinao
zokiny
zokintsika
zokinay
zokinareo
zokin'
zokin-
zokim-
-joky
-jokiko
-jokinao
-jokiny
-jokintsika
-jokinay
-jokinareo
-jokin'
-jokin-
-jokim-
Compound words, titles, names 
Analogues  zandry
Quotes 
Toponymy Place names having the word zoky (1): Ambohijoky

2016/04/03