| Entry | 1 zandry |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry
4 Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1] |
| Explanations in English |
5 a younger brother or sister; a junior
[1.7] |
| Explanations in French |
6 cadet
[1.54] 7 cadet, cadette [1.8] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 10 Relationships: family |
| Analogs | 11 zoky |
| All compound words | 12 6 combinations of this word |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Quotes | 14 Texts mentioning this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|