|
|
|
|

Entry1  fizokiana
Root  2 zoky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Tombin' ny maha-zoky [1.1]
Examples  5  Izato no toetra ka mba miady fizokiana! [2.69#]
6  Ireo no tompon' ny fizokiana sy ny zo aman' adidy momba izany. [2.508#]
Synonyms  7 fahazokiana
Article  8 Randzavola: fizokiana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  9 fikizoana, 10 fikoizana, fizokiana

Updated on 2025/09/12