|
|
|
|

Entry 1  zareo
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Ny ankilany, ireo amin' ny ankilany: Ry zareo ao avaratra [1.1]
Examples  4  Saingy tsy nisy niangona ry zareo: [2.470#18]
5  Nasehon-dry zareo ahy ny sakay milona efa ho telo taona. [2.471#41]
6  Dia nentin-dry zareo i Vao, hofotorana, hono. [2.472#230]
Tables and plates  7  All the pronouns

Anagrams  8 arezo, zareo, 9 zerao

Updated on 2026/02/28