Entry zana-tsipìka (zanaka, pika)
Part of speech expression
Malagasy definition hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika [Rajemisa 1985]
English definition an arrow [Richardson 1885]
French definition flèche, trait [Abinal 1888]
Examples 
1Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [Randzavola: Baiboly, page 296]
2Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [Baiboly: 22:039:023/Joba 39:23..]

2014/12/05