Entry vorondreo
Part of speech noun
Malagasy definition Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [Rajemisa 1985]
French definition oiseau au cri plaintif [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Examples koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[Fox: Hainteny, number 271]
Toponymy Place names having the word vorondreo (1): Vorondreo

Entry vorondreo
Part of speech noun
French definition  [Betsileo] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry Vorondreo (vorondreo)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy vorondreo

2019/09/24