|
|
|
|

Entry1  voro-damba
Elementary words  2 vorotra, 3 lamba
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina. [1.1]
Explanations in English  6 rags. [1.7]
Explanations in French  7 haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits.
8 figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes. [1.3]
9 chiffons. [1.8]
Examples  10  voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso; [2.587#]
11  nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285#]
12  Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#]
All compound words  13 fahamborodamba
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09