|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vorotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 fototry ny vihy [1.1]
Synonyms  4 voritra

Entry (2/2) 5  vorotra
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7 Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. [1.1]
Explanations in French  8 lambeaux, haillons, chiffons [1.3]
Examples  9  Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady. [2.472#]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Combinations  12  8 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26