Entry vonjimaika (vonjy, aika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy [Rajemisa 1985]
Explanations in English done in a hurry; temporary [Hallanger 1973]
Explanations in French fait à la hâte; provisoire [Hallanger 1974]
 provisoire [SLP 1986]
Other spellings 
Synonyms vonjy tavan' andro
Examples 
1Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
2Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [Randriamamonjy: Tantara, page 102]
3Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [Andraina: I Vola, page 23]

Updated on 2021/10/15