| Entry | 1 vonjy maika | 
| Part of speech | 2 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 
3 jereo vonjimaika [0] | 
| Examples | 
4 Rehefa vonjy maika dia tsy natao haharitra
[4.27#2011/01/21] 
 5 Nanao trano vonjy maika tamin-dravim-pontsy izahay [2.643#51]  | 
| Anagrams | 6 vonjimaika, 7 vonjy maika | 
| Updated on 2025/09/12 | 
 |