|
|
|
|

Entry1  voninkazo
Elementary words  2 vony, 3 hazo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [1.1]
Explanations in English  6 a flower [1.7]
Explanations in French  7 fleur [1.8]
8 (de vony : fleur et hazo : arbre).
9 Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe.
10 Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. [1.196]
Examples  11  voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12  Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [2.529#79]
Vocabulary  13  Botany: (in general)
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Illustrations 

Updated on 2025/11/13