| Entry | 1 ankavitsiana |
| Root | 2 havitsiana |
| Part of speech | 3 noun or adverb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy betsaka, vitsy kely [1.1] |
| Explanations in French |
5 en petit nombre le petit nombre [1.3] |
| Examples |
6 ary ankavitsiana hiany ny trano manara
[2.48]
7 Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. [2.285#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|