Entry vitsivitsy (vitsy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [Rajemisa 1985]
Examples Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105]

Updated on 2020/07/31