|
|
|
|

Entry1  vavaka aorian' ny sakafo
Elementary words  2 vavaka, 3 aoriana, 4 sakafo
Part of speech  5  noun
Analogs  6  vavakaalohannysakafo
Full text  7  Andriamanitra ô,
8  misaotra Anao izahay noho ny sakafo sy ny zava-tsoa be nomenao anay.
9  Enga anie izany hampiasainay ho voninahitrao sy hanasoavanay ny hafa.

Updated on 2025/11/11