Entry | 1 vavaka alohan' ny sakafo |
Elementary words | 2 vavaka, 3 aloha, 4 sakafo |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in French |
6 bénédicité [1.66.fr#83] |
Analogs | 7 vavakaaoriannysakafo |
Full text |
8 Andriamanitra ô, 9 tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay. 10 Tahio ireo nikarakara ary ampianaro izahay hifampizara. |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |