|
|
|
|

Entry1  vato misakana
Elementary words  2 vato, 3 misakana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 sampona [1.13]
Explanations in French  6 obstacle [1.13]
Examples  7  vatomisakana ny fandrosoana [2.285#]
8  vatomisakana ho amin' ny demokrasia : ronono antavy sy kolikoly [4.27#]
Synonyms  9 zava-misakana

Updated on 2025/09/12