| Entry (1/2) | 1 vantana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho
4 Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny 5 Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [1.1] |
| Explanations in English |
6 straight forward, open
[1.7] |
| Explanations in French |
7 droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct)
[1.3] |
| Examples |
8 Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy.
[2.587#]
9 Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472#] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 23 vantana |
| Part of speech | 24 adjective |
| Explanations in Malagasy |
25 Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina
[1.1] |
| Explanations in French |
26 qui a la diarrhée
[1.3] |
| Vocabulary | 27 Health |
| Updated on 2025/11/13 |
|