|
|
|
|

Entry1  vantanina
Root  2 vantana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny
5 Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina [1.1]
Explanations in French  6 où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement [1.3]
7 où l'on va droit [1.8]
Examples  8  Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13