| Entry | 1 fivantanana |
| Root | 2 vantana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho
5 Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty 6 Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny 7 Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|