|
|
|
|

Entry1  mahavantana
Root  2 vantana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity
5 Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana ny vava ny anaran' i Hery kely [1.1]

Updated on 2025/09/12