Entry tsy nahy (tsy, nahy)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy iniana atao [Rajemisa 1985]
English definition unintentionally, accidentally [Hallanger 1973]
French definition qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [Hallanger 1974]
Examples 
1tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[Fox: Hainteny, number 397]
2Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [Andriamalala: Ranomasina, page 65]

2013/05/30