| Entry | 1 tsy misy kitotony |
| Elementary words | 2 tsy, 3 misy, 4 kitotony |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy.
7 Tsy misy filaminany, tsisy firindrany. [1.1] |
| Explanations in French |
8 qui n'a plus de prix, qui est en désordre, dédaigné, abandonné.
[1.3] |
| Updated on 2025/10/11 |
|