|
|
|
|

Entry 1  kitotony
Root  2 kitoto
Part of speech  3  noun kitoto and pronoun
Explanations in Malagasy  4 (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy
5 Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [1.1]
Combinations  6 tsy misy kitotony

Updated on 2026/02/04