|
|
|
|

Entry1  tsy mamoaka afo
Elementary words  2 tsy, 3 mamoaka, 4 afo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ny olona misaona ka tsy mbola afaka manao harendrina amin' ny Fandroana [1.1]

Updated on 2025/09/12