|
|
|
|

Entry1  afo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 jiro, vain' afo [Betsimisaraka] [1.78]
4 Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [1.1]
Explanations in English  5 fire
6 fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [1.2]
7 fire [1.7]
Explanations in French  8 feu [1.3#7, 1.8]
9 fig. calamité [1.3]
10 lampe; braise [Betsimisaraka] [1.78]
Examples  11  Maty ny afo tao am-patana. [2.470]
12  Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472]
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
Names :
All compound words  15  86 combinations of this word
Proverbs  16  Proverbs containing that word
Article  17 Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  afo, 18 fao, 19 Foà, 20 ofa

Updated on 2025/11/17