Entry tsy ambaka noho (tsy, ambaka, noho)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy latsa-danja, mitovy na tafahoatra kokoa noho: Tsy ambaka noho ny teny hafa ny teny malagasy [Rajemisa 1985]

2009/11/07