Entry tsontsam-paika ka matim-bela (tsontsa, paika, faty, vela)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza fahavoazana na fahafaham-baraka satria nanao hadisoana; diso famindra ka niharam-pahavoazana [Rajemisa 1985]

2012/04/23