|
|
|
|

Entry 1  tsontsa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
Explanations in French  4 Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Examples  5  Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69#279]
6  Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Derivatives 
Nouns :
Combinations  8  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26