Entry tsintsina
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [Rajemisa 1985]
French definition un tout petit oiseau [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples Tsangam-by tsangam-bato
mitsangana Andriamanantiana
Andriamboromadinika ny tsintsina
Andriamaintibe ny papango
[Fox: Hainteny, number 365]
Quotes 
Articles 

Entry tsintsina
Part of speech noun
Malagasy definition Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [Rajemisa 1985]
Derivations 

2017/06/29