| Entry | 1 fanindriana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tsindry |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanerena zavatra avy eo ambony amin' ny lanjan' ny tena; fanasiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony |
| Explanations in French |
5 [1.3#774] L’action de presser, de peser sur, de comprimer, d’aider, les instruments, le lieu |
| Anagrams | 6 anandrifian, fanindriana, nafindranay, nanandrifia, nifandirana |
| Updated on 2025/07/29 |
|