| Entry | 1 tsindriana |
| Root | 2 tsindry |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko.
5 Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy. 6 Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha. 7 Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra. [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 4 combinations of this word |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|