Entry voatsindry (tsindry)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation qu'on a pressé, à quoi on a ajouté, qu'on a aidé [Abinal 1888]
Synonyms tsinindry
Examples niondanany ny tànany ka voatsindrin' ny lohany mafy ary nilentika tamin' ny hatotànany ny lohatànan-kapaoty matevina, hany ka dilatra tery ny hatotànany fa efa ela no voatsindry tao. [Rasamuel: Manjakadoria]
Quotes 

Updated on 2021/02/26