Entry tsinay homana aty (tsinay, homana, aty)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/10/02