|
|
|
|

Entry1 tsinay
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m). [1.1]
Explanations in English  4intestines, entrails. [1.7]
Explanations in French  5intestin, entrailles. [1.8]
Examples  6 Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470]
7 dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48]
Vocabulary  8 Biology
All compound words  918 combinations of this word
Proverbs  10 Proverbs containing that word

Anagrams  11 intsia, 12 sainty, 13 Sinita, 14 tanisy, 15 tsinay, 16 tsiñia

Updated on 2025/11/02