Entry tsilo
Part of speech noun
Malagasy definition  fanazavana [Rajemisa 1985]
French definition action d'éclairer avec bougie, une lampe, une torche [Abinal 1888]
Derivations 

Entry tsilo
Part of speech noun
French definition vecteur [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry tsilo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] volom-borona [Rakotosaona 1975]
French definition les dards des animaux, les piquants des hérissons [Abinal 1888]
Vocabulary 

Entry tsilo
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara
¶ Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato [Rajemisa 1985]
English definition a thorn [Hallanger 1973]
French definition épine [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Articles 

Updated on 2020/07/31