Entry mitsilo (tsilo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [Rajemisa 1985]
English translation to light the way; to look for something with a light [Hallanger 1973]
French translation éclairer; chercher avec une lumière [Hallanger 1974]
Morphology 
mitsilo
nitsilo
hitsilo
mitsilova
Examples Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 130]
Quotes 

Updated on 2020/07/31