|
|
|
|

Entry1  fanazavana
Root  2 zava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany.
5 Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io.
6 Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny. [1.1]
Explanations in English  7 the act of illuminating; an explanation. [1.7]
Explanations in French  8 action d'illuminer, d'éclairer. [1.3#870, 1.8]
9 L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause. [1.3#870]
10 explication. [1.13, 1.8]
Examples  11  Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany. [1.38#376]
12  Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#]
13  Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#]
14  Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194]
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
All compound words  17  3 combinations of this word

Updated on 2025/11/09