Entry matsilo (tsilo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao
¶ Mahira-tsaina, mahadinika [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31