Entry tsikirity
Part of speech noun
Malagasy definition Voronkely mitovitovy bika amin' ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka [Rajemisa 1985]
English definition the weaver-finch [Hallanger 1973]
French definition le bouvreuil nain. Spermestes nana, Pucheron [Abinal 1888]
 bouvreuil nain [Rajemisa: Vakoka]
 petit oiseau, le bouvreuil nain [Hallanger 1974]
Examples Indreny ny fitatra liana ady, ny fody mpisodisody, ny tsikirity mpisitisity fa samy niantsa ny kalony avy, hitory ny hamamin' ny miaina. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Vocabulary 
Scientific name Spermestes nana
Quotes 
Articles 

Entry tsikirity
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry mandadina fihinan-dravina ( Mussaenda arcuta) [Rajemisa 1985]
French definition petite liane dont on mange les feuilles. Mussaenda arcuta, Lam. [Abinal 1888]
Examples tsikirity iray ala
vonin-tseva iray lohasaha
[Fox: Hainteny, number 63]
Vocabulary 
Scientific name Mussaenda arcuta

2017/11/09