Entry | 1 tsikera |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kera |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray |
Explanations in French |
5 [1.13, 1.5] critique, analyse |
Examples |
6 [2.472] Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo.
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Anagrams | 25 karitse, 26 retsika, 27 sekatry, 28 tsarike, 29 tserika, 30 tsikera, 31 tsirake |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |