Entry kera
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra loatra [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   kerakera

Entry kera
Part of speech   conjunction [list]
Malagasy definition   [Taimoro] kahefa, mety ho [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] kanjo, toa [Rakotosaona 1972]

2013/01/22