|
|
|
|

Entry (1/2)1  manatsikera
Root  2 tsikera
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro. [1.1]
Explanations in French  5 fouiller, critiquer. [1.5]
Examples  6  ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  manatsikerà
Root  12 tsikera
Part of speech  13  imperative of active verb manatsikera [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  14 manatsikera, manatsikerà

Updated on 2025/11/12