Entry tsarovana (tsiaro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina [1.1]
Explanations in French Dont on se souvient, dont on fait mémoire [1.3]
Examples Hotsarovako mandrakariva ny soa nataonao ahy [1.1]
Morphology 
Present : tsarovana, tsarovako, tsarovanao, tsarovany, tsarovantsika, tsarovanay, tsarovanareo, tsarovan', tsarovan-, tsarovam-, tsarova-
Past : notsarovana, notsarovako, notsarovanao, notsarovany, notsarovantsika, notsarovanay, notsarovanareo, notsarovan', notsarovan-, notsarovam-, notsarova-
Future : hotsarovana, hotsarovako, hotsarovanao, hotsarovany, hotsarovantsika, hotsarovanay, hotsarovanareo, hotsarovan', hotsarovan-, hotsarovam-, hotsarova-
Imperative : tsarovy
Synonyms tsaroana ~ tsarovina
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20