Entry | 1 ahatsiarovana |
Root | 2 tsiaro |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Examples |
5 Tsapan'ny ankizy ombieny ombieny ny faharahiranana mihatra aminy, ka ahatsiarovany ny fahakambotiany
[2.470]
6 Tsy vitan'ny ao an-trano sy amin'ny fiaraha-monina ao an-tanana no ahatsiarovanay maharary amin'ny fahatranay, fa hatrany an-tsekoly [2.472] 7 Zavatra sarotra hazavaina izany, fa dia misy fotsiny izao fotoana ahatsiarovanao ny tenanao ho voateritery sy sempotsempotra rahefa tsy mahita faravodilanitra tsy manam-petra eny amin'ny manjepizepy ianao [2.471] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |