|
|
|
|

Entry1  tsatokaty
Elementary words  2 tsatoka, 3 aty
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazan-dovia lalina aty fasiana ro [1.1]
6 [Antambahoaka+Bezanozano+Sihanaka] tsangambava [1.78]
Explanations in French  7 verre à pied, éprouvette [1.13]
Examples  8  fatra-pitady ny tsatokaty, ka hihinana amin' ny kapila: sao mitady ny malamalan-kodiavina, ka hihitsoka amin'ny' fotaka be mandrevo; [2.588#]
Analogs  9  mlnkwtsangambava

Updated on 2026/02/04